• Alakamisy 22 Jona 2023
Actualités.Fetim-pirenena 26 jona 2023 Hisy ny fandefasana afomanga amina toerana roa samihafa

Toy ny fanao isaky ny fetin’ny 25 Jona, hanamarihana ny fetim-pirenena dia hisy indray ny fandefasana ny afomanga miavaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Actualités.Kaominin’Andranonahoatra Tsy manao fety manokana fa manampy ny Fokontany

Misedra olana ny ankamaroan’ireo kaominina eto amintsika, indrindra fa ny resa-bola. Ankoatra ny tsy fahampian’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Actualités.Serasera ao anaty delestazy Ho vita amin’ny desambra ny toby hamokatra 105MW

Namoaka serasera ny Jirama omaly 20 jona 2023, fa mandroso ny fananganana tobim-pammokarana herinaratra mamokatra 105MW ao Ambohimanambola.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Actualités.Fetin’ny fahaleovantena Nosantarina omaly ny «Podium»

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, hoy ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Actualités.Filohan’ny FJKM Tsy ao anaty lisi-pifidianana kanefa nisoratra anarana

Tsy voasoratra ao anaty lisitra ny anaran'ny filohan’ny FJKM no sady lehiben’ny FFKM ankehitriny, Dr Irako Andriamahazosoa Ammi,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Actualités.Anosimahavelona Tanjombato Mody nirahany nividy « crédit » avy eo naolany ilay tovovavy

Tovovavy kely iray vao 16 taona monja no fantatra fa bevohokan’ny olona niray tanana taminy ihany rehefa naolany tamin’ny volana janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT