• Alatsinainy 23 Janoary 2023
Actualités.Loza voajanahary Tokony ho efa niomanana fa tsy hanadiovan-tena indray

Mitombo indray ny krizy iainan’ny firenena noho ny fandalovan’ny loza voajanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Actualités.Voka-dratsin’ny rivodoza 3 maty, 6 tsy hita popoka,13 000 mahery traboina

Miisa 3 ireo olona namoy ny ainy, 06 tsy hita popoka, 13 180 ao anatin’ny tokantrano 3443 no traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso hatramin’ny omaly 22 janoary tamin’ny 8ora alina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Actualités.Fandalovan’ny Rivodoza Cheneso Feno rano ny tanàna, traboina i Mahajanga

Dibo-drano tanteraka ireo faritra iva ao Mahajanga Renivohitra, vokatry ny rotsak'orana matevina nentin'ny rivodoza Cheneso.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Actualités.Faritra maro manerana ny nosy Haharitra hatramin’ny 26 janoary ny rotsak’orana

Mbola hitohy hatramin’ny alakamisy 26 janoary izao ny rotsak’orana amina fartra maro manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Actualités.Tapany avaratra ny nosy Dibo-drano ny fonenan’ireo mponina

Noho ny rivodoza Cheneso dia voa mafy ny tapany Avaratra Atsinanan'i Madagasikara iny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Actualités.Mananjary Dibo-drano manodidina ny Jirama

Dibo-drano ny manodidina ny foibe famokarana herinaratry ny Jiro sy rano malagasy na JIRAMA

Hamaky ny tohiny
FTT