• Talata 07 Martsa 2023
Actualités.Fahatapahan’ny herinaratra ao Toamasina Tsy delestazy fa fikojakojana isaky ny zoma, hoy ny minisitra

Nidina ifotony tany Toamasina ny faran’ny herinandro teo ny minisitry ny angovo sy akoran’afo, Soloniaina Rasamoelina Andriamanampisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Actualités.Fandalovan’ny rivodoza Tafakatra 4 no maty, 15 000 mahery traboina

Hatramin’ny omaly 6 martsa tamin’ny 7 ora hariva, tafakatra 4 ireo olona namoy ny ainy, izay 2 zazakely ary 2 vehivavy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Actualités.Fifidianana sefo sektera-Ambohibarikely Anosibe Misy manao fitaovana ny anaran’ny prefe

Nirava maina ilay fifidianana sefo sektera tao amin’ny Fokontany Ambohibarikely Anosibe, Boriborintany fahaefatra afak’omaly qlahady.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Actualités.Kaominina Ampary - Soavinandriana Lehilahy 50 taona saika hanolana zazavavy 8 taona

Zava-doza no nitranga tany amin’ny kaominina Ampary, distrikan’i Soavinandriana, Faritra Itasy ny 28 febroary lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Actualités.Tefotefo simba ao belo sur mer Tsy maintsy fiaramanidina no hamonjena ny ain’ireo olona 21

Niaiky ny APFM ao Morondava omaly fa tsy vitan’izy ireo ny manavotra ny ain’ireo olona miisa 21 nitaingina tefotefo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Actualités.Toetr’andro Mbola hitondra ranon’orana hatramin’ny zoma

Mbola hitondra ranon’orana hatrany hatramin’ny zoma 10 ;artsa ho avy izao ilay rivo-doza Freddy ho an’ny faritra maro manerana ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
FTT