• Talata 20 Febroary 2024
Raharaha Ankazomiriotra. Efa mananika ny 30 ireo olona nosamborina

Tafakatra hatrany amin’ny 30 isa ireo voasambotra tamin’ny raharaha Ankazomiriotra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2024
Mpitsabo nentim-paharazana tao Manjakandriana. Nanolana zaza tsy ampy taona, nidoboka eny Antanimora

Lehilahy iray, 48 taona no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin'ny kaomisaria

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2024
ANTANETIKELY AMBOHIJOKY. Lehilahy lasan’ny rano ifampitadiavana

Lehilahy iray manodidina ny 30 taona eo ho eo no fantatra fa lasan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2024
Teratany vahiny nanao herisetra tamin’ny mpiasa. Fanindroany tsy tonga teny amin’ny fitsarana

Mpiasa amina orinasa tsy miankina iray eny Tsarasaotra no nahatonga fitarainana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2024
Mpanjono 164 voasambotra tany Seychelles. Miandry ny fotoam-pitsarana azy, ambenana ao Antsiranana

Folo andro lasa teo izay no nahasamborana ireo teratany Malagasy miisa 164

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2024
OMBIN-TSARETY NATOPAN’NY RANO. Avotra ireo efa-mianaka tao anatiny

Olona miisa efa-mianaka, niaraka tamin'ny omby 02 sy sarety iray

Hamaky ny tohiny
FTT