• Alarobia 22 Mey 2024
Tsy misy distrika ho adino…. Mba lalina koa iny nofy alina iny a !

Nahita tory tsara ihany koa moa na trotratry ny adin-tsaina aza hany ka nafana ery izato nofy ririnina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2024
FETIN’NY RENY AO TOLIARA. Tarafina maimaimpoana avokoa ireo Reny bevohoka

Efa mahatratra 20.000 Ar amin’izao ny mitaratra indray mandeha na manao echographie ho an’ny vehivavy bevohoka iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2024
Institut Pasteur de Madagascar. Tsy mandray « prise en charge » fa tsy aloan’ny Fanjakana ny volany…

Tao anatin’ny volana vitsivitsy izay no efa nandrenesana fa tsy mandray ireo « prise en charge »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2024
MPIASAM-PANJAKANA AMBONY. Nodimandry ny tale jeneralin'ny ANOR

Nodimandry ny alahadin’ny paska teo Rtoa Ranoroharisoa Tiavina Omega, Tale jeneralin'ny ANOR

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2024
FETIN’NY RENY. Betsaka ireo fanomezana tsara nefa amin’ny vidiny mirary

Fety iray anisan'ny malaza sy manana ny toerany isan-taona ny fetin'ny reny. Ankalazaina ny 29 mey izao izy io amin'ity taona ity .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2024
Mpizahatany tonga eto Madgasikara. Nisy fiakarany 12% ny volana aprily teo

Nitombo 12% tamin’ny volana aprily teo raha oharina ny tamin'ny volana aprily 2023 ny mpizahatany

Hamaky ny tohiny
FTT