• Alakamisy 22 Aogositra 2024
MAILAIMBANDY. Velarantany 50 ha main’ny afo

Mirongatra ny doro tanety eto amintsika.Tandindomin-doza tanteraka ny firenena vokatr’izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2024
Fanimbana tontolo iainana mitohy. Ho safotry ny ranomasina i Mahajanga amin’ny taona 2100

Hitantsika tato ho ato ny famaizana ala sy tanety isan-karazany teto amin’ny firenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2024
KAOMININA ALASORA. Maimaimpoana ny fanamboarana kopia ho an’ny mpianatra

Toy ny fanaony isan-taona dia miezaka manao izay vitany ny kaominina Alasora,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Kolikoly mandetika Firenena. Ampangain’ny zava-misy hatrany ny mpitondra…

Tsy nahomby ny paikadim-pirenena momba ny ady amin’ny kolikoly na ny SNLCC (Stratégie Nationale de Lutte contre la Corruption) 2015-2025,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Foibe Fitatanan-draharaha momba ny hetra. « Aloavy ny hetra raha te ho kandida ben’ny tanàna »

Tapa-bolana tsy hanombohan’ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo kandida izay tsy misy afa-tsy dimy andro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Mpiala sasatra tao Toamasina. Nanjavona tao anaty Hotely ny volabe sy ny finday avo lenta

Tao amina hotely iray any Toamasina, tsy hita ny finday sy ny kitapo nipetraka teo amin'ny «table de nuit»

Hamaky ny tohiny
FTT