• Alarobia 22 Janoary 2025
Angovo tsizarizary, delestazy mandavan-taona. Revin-gadra ilay indostria kitro ifaharan’ny fampandrosoana

Miverina amin’ny heriny tanteraka ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Tetikasa « Lac Iarivo » tsy mangarahara. Naboridan’ny fiarahamonim-pirenena ny Fitondrana

Mitaky mangarahara amin’ny vola mivoaka, ny antsipirian’ny fifanarahana ary ny loharanom-bola mikasika ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Fiahiana ny mpandraharaha anatiny. Tsy vitan’ny fampidinana vidin-tsolika

Tsy vitan’ny fampidinana vidin-tsolika ny atao hoe fiahiana ny mpandraharaha anatiny eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Kaominina Ambohibary. distrikan’Antsirabe Andoavana 30 000Ar ny fanaovana karapanondro

Efa ela no mimenomenona amin'ny fahasarotan'ny fikarakarana taratasy ao amin'ny kaominina Ambohibary

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Efa nampoizina taorian’ny vidin-tsolika. Miverina mamaivay indray ny delestazy

Isaky ny misy fanapahan-kevitra mikasika ny tontolon’ny angovo sy akoran’afo raisin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Rotsak’orana. Andrandraina hitohy sy ho betsaka…

Andrandraina hitohy hatreto ny rotsak’orana, raha ny hita omaly teto Antananarivo renivohitra aloha.

Hamaky ny tohiny
FTT