- Zoma 18 Jona 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Tapitra omaly alarobia ny fe-potoana 48 ora nomen’ireo mpikambana eo anivon’ny Acoa Toamasina hanokafana ny Caisse Acoa hakan’izy ireo ny volany. Nirotsaka an-dalambe ireo mpikambana omaly rehefa tsy nahazo valiny nahafa-po.
Hamaky ny tohinyNaharitra adim-pamantaranandro maromaro ny fitsaran’ny Filankevi-panjakana na ny «Conseil d’Etat» ireo raharaha telo izay heverina ho «goavana» amin’izao fotoana satria mahakasika ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNisavoritaka ny teny Behoririka teny omaly maraina. Tonga nandroaka ny entan’ireo mpivarotra amoron-dalana am-polony maro ny fiaraben’ny CUA iray sy ny mazda iray, nitondra ireo polisin’ny tsena tokony ho 30 lahy.
Hamaky ny tohinyAndrasan’ny maro ny fampiharana ny lalàna amin’ny fametrahana Pds vaovao hitantana ny kaominina Ivato Firaisana. Araka ny fantatra mantsy dia efa dila ny roa volana, fe-potoana voatondro tokony hitondran’ny lefitry ny Ben’ny tanàna ny kaominina taorian’ny fahabangan-toeran’ny Ben’ny tanàna nanomboka ny 08 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohiny