• Alarobia 21 Jolay 2010
Actualités.Manome «Ultimatum» ny FAT ny Mpampianatry ny oniversite

Mitatra tahaka ny sima misioka ny olana eo anivon’ny fampianarana ambaratonga ambony. Taorian’ny fitakian’ireo mpampianatra eny Vontovorona ny amin’ny tokony handoavana ny tambin-karaman’izy ireo, dia namoaka fanambarana tsy mifanalavitra amin’izany ihany koa ireo mpampianatry ny oniversite ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jolay 2010
Actualités.Anosibe Miverina ho faritra mena !

Raha mba efa lefilefy ny lazan’Anosibe manodidina ny asan-jiolahy hatramin’ny nisian’ny lalam-baovao izay mandalo eo aminy, izao indray dia miverina ho faritra mena tanteraka io kartie io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jolay 2010
Actualités.«Bois de rose» Manomboka mifanenjika ny samy FAT

Raikitra amin’izay ny fifanenjehana eo anivon’ny FAT mahakasika ny fanondranana hazo sarobidy izay nisesisesy ary tsy mety voafehy mihitsy. Azo hanamarinana an’izany ny fisian’ireo tompon’andraikitra ambony izay, raha ny re, dia hosamborina ato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jolay 2010
Actualités.Radio Fahazavana 60 andro am-ponja izao ireo Mpanao gazety

Tsarovy ! 20 mey–20 jolay, 60 andro katroka mahery andro iray amin’ity anio ity izao no nisamboran’ny polisy avy ao amin’ny borigady misahana ny heloka bevava na BC Anosy ireo mpiasa sy mpanao gazetin’ny radio Fahazavana, onjampeon’ny fiangonana Fjkm.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jolay 2010
Actualités.Farmasia Itaosy Nakatona fa nampiasa diplaoma hosoka

Nakaton’ny fanjakana ny farmasia Itaosy noho ny fampiasana diplaoma hosoka. Didy (requête sur ordonnance) navoakan’ny fitsarana no nentin’ny vaditany nampian’ny zandary nanatanteraka ny fanidiana ny trano «scellés» teny an-toerana omaly maraina tokony ho tamin’ny sivy ora raha mbola vao nisokatra fotoana fohy ity toeram-pivarotam-panafody ity.

Hamaky ny tohiny
FTT