• Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Mpampianatra mpikaroka Tsy mbola hiasa raha tsy mivoaka ny tambinkaramany

An-dalam-pivahana ny olan’ny oniversite. Nahita marimaritra iraisana ny fitondram-panjakana sy ny Seces nandritra ny fifampidinihana in-droa miantaona ny sabotsy sy alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.Vidim-bary 1180 ariary Nijanona ho fanambarana fotsiny !

Hatry ny omaly talata, raha ny teto an-drenivohitra sy ny manodidina no resahana, dia tsy mbola hita taratra teny an-tsena mihitsy ny fidinan’ny vidim-bary ho 1180 ariary ny kilao, araka ny nampanantenain’ny filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita ny alarobia lasa teo hoe : fara fahabetsany dia 1200 ariary ny kilaon’ny vary amidy eny an-tsena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2011
Actualités.Tsenan’i 67 ha akaikin’ny Havana Mbola tsy voaloa ny volan’ireo orinasa nanao azy

Anisan’ireo tsena eto Iarivo namboarina manokana tamin’ireny andron’ny Lalaon’ny Nosy ny taona 2007 ireny ny etsy amin’ny 67 ha akaikin’ny Havana.

Hamaky ny tohiny
FTT