• Talata 25 Martsa 2014
Actualités.Befotaka-Atsimo Tsy mifidy karazan’olona hovonoina ny dahalo

Velon-taraina fatratra ny mponina any Befotaka-Atsimo ankehitriny noho ny afitsoky ny dahalo amin’ny famoanoan’olona feno habibiana ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Martsa 2014
Actualités.Mampidi-doza Novetavetainy ny anabaviny, naolany koa ny zafikeliny

Betsaka no tezitra sy sorena raha nandre ny zava-doza nataona raim-pianakaviana iray tao amin’ny Kaominina Ambohitsilaozana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Martsa 2014
Actualités.ONG Ny Sahy Voazara avokoa ireo Radio 400

Voazaran’ny Ong Ny Sahy avokoa ireo vata fandraisam-peo na radio niisa 400 natolotry ny SCGM (Search for Common Ground Madagascar ) ao anatin’ilay tetikasa Fanentanana ny firaisankina ara-tsosialy sy ny fisorohana ny herisetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Martsa 2014
Actualités.FI.BE.MI.H 10 taona Vakodrazana malaza ny 13 aprily ao amin’ny CEG Betafo

Hotohizana ny alahady 13 aprily izao ao amin’ny CEG Betafo (Antsirabe) amin’ny alalan’ny vakodrazana lehibe hifampitanan’ny tarika Sahondra Vohimalaza sy Iankarina samy avy ao Betafo ny fankalazan’ny FIBEMIH (Fikambanan’ ny Betafo Miray Hina) ny faha-10 taona niorenany.

Hamaky ny tohiny
FTT