• Alatsinainy 06 Janoary 2014
Jly Imahagaga
Tsy handefitra amin’ny polisy mamo lava sy mpiditra Bar

Nanome toromarika an’ireo polisy tao Toamasina ny Jly Imahagaga mpitarika ny hetsika manokana “Opération saka mainty”, hamerenana ny filaminana ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Janoary 2014
Zanak’i Dada
Tondroin’ny Zandary ho mikasa hanao «Lundi noir”

Milaza ny fampitam-baovaon’ny zandarimariam-pirenena fa araka ny vaovao na «renseignements» voaray eo anivon’ny mpitandro ny filaminana dia nisy fivoriana notanterahan’ireo «Zanak’i Dada» teny Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Janoary 2014
Me Hanitra Razafimanantsoa
Vonona ny hamerina ny 2002 hiarovana ny safidim-bahoaka

Fantatsika fa madia fotoan-tsarotra ny firenena, hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa ny sabotsy 04 janoary 2014 teny amin’ny Magro Behoririka. Nisy ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI-T.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Janoary 2014
Mirongatra ny asan-jiolahy
38 voasambotry ny polisy, 2 saika nodoran’olona velona

Tsy mety fay ! Na dia eo aza ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana maty voatifitry ny mpitandro ny filaminana dia misy hatrany ireo mandimby ny lavo. Nanomboka ny 30 desambra teo no ho mankaty nisian’ny «Opération Saka mainty» nataon’ny USI (Unité Spéciale d’Intervention) mba hiverenan’ny fandriampahalemana ao Toamasina dia jiolahy 38 no efa voasambotra nandritra ny efatra andro ka nanaovana fanadihadiana. Telo ny maty ka anisan’izany i Rigo izay voatifitra teo amin’ny fony ary voalaza fa maty nefa mbola afaka nankany amin’ny ray aman-dreniny niala tao amin’ny tranom-paty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Janoary 2014
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Janoary 2014
Fidison Green Gasikara
”Aleo halan’Andriana toy izay halam-bahoaka”

Manomboka mandrangitra adim-poko indray ny mpanao politika voakarama ankehitriny, hoy Atoa Fidison mpitondra tenin’ny antoko Green Gasikara manoloana ny zava-misy iainan’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT