• Alarobia 09 Aprily 2014
Actualités.Fandaharanasa Matoy-Faritra Vakinankaratra Vita sonia ny fiaraha-miasa

Vita sonia ny sabotsy 05 aprily teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Fandaharanasa Matoy sy ny Faritra Vakinankaratra ary ny OPCI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aprily 2014
Actualités.Ambatolampy Sarona ny lehilahy mpisoloky ho mpiasan'ny hetra

Lehilahy iray, 40 taona, no saron'ny Fokonolona nisoloky ho mpiasan'ny sampandraharahan'ny hetra ao Ambatolampy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aprily 2014
Actualités.Fandaharanasa sy drafitra fampandrosoana Ho diso anjara i Madagasikara

Tsy taitra, tsy maika kanefa tena tara ny mpitondra Malagasy vaovao miandrandra ireo fanampiana avy any ivelany raha izao fandehan’ny toe-draharaham-pirenena izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aprily 2014
Actualités.Ambatondrazaka Ankizivavy nilalao kiafinafina nisy nanolana

Ankizivavy nilalao kiafinafina tao amin’ny Fokontany Antanifotsy no nalaina tovolahy an-kolaka ho any an-tranony fa hoe ao ilay ankizy tadiavina no miafina.

Hamaky ny tohiny
FTT