• Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Mahabo Vehivavy roa nataon’ny dahalo takalon’aina

Nitrangana halatra omby narahina fakana takalon’aina nataon’ny dahalo tany Malanjaka, Mahabo, Faritra Menabe ny alarobia teo.....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.Dr Jules Etienne “Tokony hihodina amin’izay ny TIKO”

«Tsy hitako intsony ny olana amin’ny mety hisokafan’ny Orinasa Tiko», hoy ny Minisitry ny Indostria sy ny Fampiroboroboana ny Sehatra tsy miankina, Atoa Jules Etienne raha nitsidika ny orinasa tao Andranomanelatra ny tenany ny Alakamisy 03 Jolay 2014..........

Actualités.Amboasary Atsimo Efa matory an-tanàna ny mponina

Raha nanontaniana mikasika ny zava-misy any amin’ny distrikan’Amboasary Atsimo ny depiote Angèle Solange voafidy tany an-toerana, dia nanambara fa efa mba milamindamina, efa manomboka matory an-trano ny olona any noho ny fampiharana ny “Opération Coup d’arrêt”. ....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.Antananarivo Renivohitra Mandady ny trambo , zarazaran-kanjakana !

Mpitantana iray ihany ve sa hozarazaraina amin’ny ben’ny tanàna maromaro ny tanànan’Antananarivo Renivohitra .....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.Antanifotsy Tsy hisy fampandrosoana vanona raha tsy vita ny lalana

Voafetra ihany ny fotoana nametraham-panontaniana tamin’ilay fifanatrehana nivantana tamin’ny governemanta ny alakamisy 3 jolay, hoy ny depiote Randriamampianina Ramilison avy any Antanifotsy Vakinankaratra, ka tsy tena voazava tsara ny amin’ny olana famoaham-bokatra any aminay.....

Hamaky ny tohiny
FTT