- Talata 08 Jolay 2014
Actualités.Jiolahy 5 nanafika tranombarotra Maty voatifitra teo no eo ilay “Gérant”, very ny volabe 20 tapitrisa Ar
Nirefodrefotra ny feom-basy tao Toliara ny zoma teo tokony ho tamin’ny enina ora hariva. Jiolahy dimy tsy nisaron-tava nirongo P.A sy basy hafa no nanafika tranombarotra mpamongady zava-pisotro iray tao Andabizy ka lasa tamin’izany ny vola 20 tapitrisa Ariary niampy basy P.A 7,65 mm sy entana sarobidy hafa toy ny volamena
Hamaky ny tohiny