• Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Ankazomanga Ny jiro tapaka lava, ny lalana mila hamono

Tapaka isaky ny roa andro ny jiro eny amin’ny faritr’Ankazomanga sy ny manodidina. Omaly izao dia tapaka ny jiro noho ny fahatapahan’ny tariby mpitondra herinaratra, izay nilatsaka tamin’ny tany amin’ny lalana mihazo an’Andraharo iny.......

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.CEPE 2014 Vokatra toy inona no hivoaka eo ?

Ny talata 15 jolay 2014 izao no hanatanterahana ny fanadinam-panjakana ofisialy voalohany eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara na ny CEPE. Efa naparitaka tamin’ity herinandro ity ny taratasim-piantsoana ireo mpiadina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.TETIBOLAN’NY CUA

TETIBOLAN’NY CUA

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Te hanjaka tokana ?

Mazava tsara mihitsy ny tenin’ny manamboninahitra jeneraly iray nanana andraikitra lehibe sy makadiry teto amin’ny firenena raha sendra tafaresaka taminy ny tena. “Tena potika tanteraka ny firenena, hoy izy. Tsy matoky ny rafitra misy intsony ny olona, tsy misy intsony izany fanajana ny lalàna izany. Tafiditra any amin’ny rafitra rehetra ny kolikoly, toy ny tafika, ny Fitsarana, ny fampianarana, ny fananan-tany. Izany no vokatry ny fanonganam-panjakana nisy teto sy ny fanjakan’i Baroa nandritra ny tetezamita

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Ensemble Vocal Vox Angeli Hiaka-tsehatra etsy amin’ny CGM Analakely

Mankalaza ny faharoa taona nijoroany ny “Ensemble Vocal Vox Angel”, miangaly ny mozika klasika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Fandidiana katarakta Mahatratra 200.000 Ar ny vola ilaina amin'izao

Mahatratra 200.000 Ar ny vola ilaina amin'izao raha handidy katarakta. Ankoatra io ny vola lany amin'ny fivezivezena sy ny sakafo. Mikasika io aretina io manokana dia mahatratra

Hamaky ny tohiny
FTT