- Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Mihemotra ihany, mihemotra hatrany
Mahajanga Mampiantrano ny fihaonambe nasionaly ny diakona sy ny loholona FJKM
Hamaky ny tohinyMahajanga Mampiantrano ny fihaonambe nasionaly ny diakona sy ny loholona FJKM
Hamaky ny tohinyMbola mandrafitra paikady ve sa mody fanina mihitsy momba ilay fifidianana ben’ny tanàna ny mpitondra ? Miandry vasoka mantsy hatramin’izao. Tsy nisy resaka na dia fehezanteny iray aza ny momba azy io nandritra ny filankevitry ny governemanta sy ny filankevitry ny minisitra tamin’ity herinandro ity
Hamaky ny tohinyMiparitaka eny an-tsena eny indray ireo entana lany daty raha nangingina tao ho ao. Anisan’ny ahitana ireo tranga ireo ny tsena lehibe rehetra eto Antananarivo toa an’i Isotry, Andravoahangy, Besarety
Hamaky ny tohinyTsy mbola misy mangirana ny raharaha Dr Laivao Michel Victorie na efa nisy aza ny fiakaran’ny raharaha fitsarana ady heloka tamin’ny famonoana azy roa taona lasa izay. Ny alarobia tokony ho tamin’ny 12ora antoandro dia nisy nanafika indray ny vady aman-janany mivarotra ao Ambohijafy atsimo
Hamaky ny tohinyHo fantatra anio ireo solontena roa avy amin’ny mpitsara ho mpikambana handrafitra ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, araka ny voafaritry ny Lalàna fototra sy ny fanapahan-kevitry ny minisiteran’ny Fitsarana nivoaka tamin’ny jolay 2014 lasa teo
Hamaky ny tohinyNihaona voalohany tetsy Andraharo omaly ireo mpianatra avy ao amin’ny ivontoeram-pikarohana «Institut National des Sciences et Techniques Nucléaires» na ny Instn etsy Ankatso sy ireo mpandraharaha ao amin’ny Fivmpama
Hamaky ny tohiny