• Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.Fanadinana CEPE Sahirana tamin’ny Kajy sy SVT ny ankizy

Omaly no nivaly ity fanadinam-panjakana voalohany ity ho an’ny teto Antananarivo renivohitra. Raha ny nambaran’ny teo anivon’ny CISCO dia nitombo ny isan’ireo ankizy afaka teto an-drenivohitra satria nahatratra 2 125 teo ho eo ny ankizy afaka izay manome ny salan’isa 89,47% raha 88,77% tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.Fifaninanana hira frantsay 2014 Haharitra 100 andro mahery ny andiany fahatelo

Miditra amin’ny andiany fahatelo amin’ity taona 2014 ity ny fifaninanam-pirenena miompana amin’ny hira frantsay karakarain’ny Alliance française eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.Fizahantany Niampy 12 ireo mpitari-dalana vita fiofanana

Nivoaka ny faran’ny herinandro teo, tetsy Nanisana ny andiany voalohany “Ravinala” amin’ny lalam-piofanana mpitari-dalana na “guide touristique” izay nahitana mpiofana 12 mianadahy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.GERMANO-MALAGASY SY GIZ Mikarakara fifaninanan-kira mba hamonjena tontolo iainana

Fifaninanan-kira momba ny tontolo iainana natokana ho an’ny mpanakanto rehetra izay tsy mbola matihanina no karakarain’ny Germano-Malagasy sy ny Giz ao Mahajanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.Atsimondrano Lasibatry ny mpangalatra ny Akoholahy mpiady

Manjaka ny hala-botry eny amin’ny faritra Atsimondrano. Ny fitaovana an-dakozia sy ny lamba miantona, indrindra fa ny akoholahy mpiady no tena mahita faisana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Jolay 2014
Actualités.HOPITALY PZAGA MAHAJANGA Feno 90 taona

1924-2014 ! Feno 90 taona niasana sy niorenana ny hopitaly Pzaga Androva, voalohany tao Mahajanga fa mbola an’ny miaramila taloha.

Hamaky ny tohiny
FTT