- Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Manarintsoa Anatihazo 500 ariary nanakorontana ny mpiara-belona
Niakatra ny hafanana teny Manarintsoa Anatihazo omaly vao maraina tokony tamin’ny 9 ora. Anton’ny disadisa, araka ny fitantaran’ny nanatri-maso, ny tsy fandoavan’ilay fianakaviana mpivarotra anana sy legioma amin’ny sisin-dalana manoloana ny trano fonenan’ity rangahy ity ny hofan’ny toerana
Hamaky ny tohiny