• Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Fotodrafitrasa manara-penitra Nomena fiofanana manokana ireo mpiandraikitra ny tolobaro-panjakana

Hifarana anio etsy Anosy rehefa naharitra roa andro ilay fiofanana sy fanomezana toromarika ireo mpiandraikitra ny tolobaro-panjakana eto amin’ny firenena mikasika ny fananganana na fanamboarana fotodrafitrasa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Tetikasa «Grand Tanà» 7 taona izao no niandrasana azy

Resahana matetika tato ho ato ny tetikasa «Grand Tanà» na ny fanitarana ny renivohitra amin’ireo tanàna manodidina toy ny distrikan’Atsimondrano sy Avaradrano na koa Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Kamiao nahafaty olona Nomen’ny Fitsarana fahafahana vonjimaika ny mpamily

Niakatra fitsarana omaly alarobia 23 jolay ilay raharaha mikasika lozam-pifamoivoizana mahatsiravina nahafatesana raim-pianakaviana iray teny Ampitatafika ny harivan’ny alakamisy 17 jolay 2014 lasa teo. Kamiao nitondra vato no nahavano

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Lalàna mifehy ny asa fanaovan-gazety Mba hifanaraka amin’ny zava-misy amin’izay

Tao anatin’ny 10 taona teo izay no efa niadian-kevitra ny momba ny lalàna mifehy ny asa fanaovan-gazety. Atrikasa marobe izay tsy nahitam-bokatra raha ny fahitana azy satria misy hatrany ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ireo samy mpikirakira vaovao na koa eo amin’ny mpanao gazety sy ny mpitondra fanjakana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.LTP Beravina Fianarantsoa Valo volana tsy mandray karama

Niaritra ihany fa efa tsy zaka intsony ! Nitokona roa andro ireo mpampianatra “suppléants” ao amin’ny Lycée Technique Professionnel Beravina Fianarantsoa noho ny tsy mbola naharaisan’izy ireo ny tambin-karamany hatramin’ny volana oktobra 2013

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Mampiesona

Vao fampielezan-kevitra dia efa nisy nilaza fa mpanao didy jadona fa mody malefaka fotsiny Atoa Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny
FTT