• Talata 17 Jona 2025
Pr Yvette Rabetafika. Namela mamy, fakan-tahaka amin’ny fitiavan-tanindrazana

Niamboho ny alahady 15 jona teo amin'ny faha 83 taonany i Pr Yvette Rabetafika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2025
Minisiteran’ny varotra sy fanjifana. Efa miroso amin’ny fanadihadiana momba ilay fahapoizinana

Tsy nipetra-potsiny fa omaly ihany dia nidina ifotony teny Ambohimangakely,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2025
Minisiteran’ny raharaham-bahiny. Nomen’ny japoney fiara miisa 5

Noraisina tetsy anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2025
FETIM-PIRENENA 26 JONA. Azo hatao ny manatsara ny ao an-trano amin’ny fitaovana tsy lafo

Rehefa volana Jona tahaka izao dia tsy vitsy ireo te-hanatsara ny ao an-tokantranony ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
Mihamafy ny rotaka noho ny delestazy. « Leo izahay, mila jiro, tsy mila Rajoelina,… »

Toerana maro teto Antananarivo no nahitana rotaka vokatry ny fahatezeram-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
JIRAMA tsy mety milamina. Very an-javony, voasotasota ny volam-bahoaka

Tsy tomponandraikitra mivantana amin’ny JIRAMA na Jiro sy rano malagasy ny minisitry

Hamaky ny tohiny
FTT