• Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Actualités.Mpianadahy iray tampo Nividy omby tamin'ny vola sandoka

Saron’ny mpitandro ny filaminana tany Ambohibary Sambaina ireo olona mpanaparitaka vola sandoka. Ravim-bola 10.000Ar nitentina 200.000 Ariary no tratra tany amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Solika ao Tsimiroro Fitaka bevava

Nambaran’ny minisitry harena stratejika Lalaharisaina Joéli Valérien fa tsy mbola mety amin’ny fitaovana sy ny fotodrafitrasan’ny Jirama indray aloha ilay solika (huile lourde) vokarin’ny orinasa Madagascar Oil any Tsimiroro ary mbola eo an-dalam-pikarohana izay mety ho vahaolana ny Jirama sy ny Madagascar Oil. Nandritra ny fihaonany tamin’ny masoivohon’i Sina omaly no nilazany izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Telolahy nitondra basy vita gasy Natolotra ny fitsarana

Telolahy avy any Ejeda nampiahiahy ny fihetsiny nosavain’ny polisy mpanao fisafoana amin’ny alina ka nahatrarana basy vita gasy ny herinandro teo, tao Sanfily Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Harald Gehrig Masoivoho vaovaon’i Alemaina

Hanavao sy hanamafy indray ny fiaraha-miasany amin’i Madagasikara i Alemaina manomboka izao. Tonga nanatitra ny dika mitovy amin’ny taratasy fanendrena azy ho masoivohon’i Alemaina miasa sy mipetraka eto Madagasikara teny amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy omaly Atoa Harald Gehrig.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Harald Gehrig Masoivoho vaovaon’i Alemaina

Hanavao sy hanamafy indray ny fiaraha-miasany amin’i Madagasikara i Alemaina manomboka izao. Tonga nanatitra ny dika mitovy amin’ny taratasy fanendrena azy ho masoivohon’i Alemaina miasa sy mipetraka eto Madagasikara teny amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy omaly Atoa Harald Gehrig

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Ampefiloha 2 lahy naiditra am-ponja tsy fidiny …

Rehefa avy nivezivezy teny amin’ny fitsarana nandritra ny andro maro ny raharaha mahakasika ireo tovolahy voaendrikendrika ho nanendaka dia nilatsaka ny didy fa miditra am-ponja vonjimaika izy ireo. Raha tsiahivina, ny herinandro teo no niseho ny tantara tetsy Ampefiloha ka olona nirava avy niasa no nosamborina fa hoe mpanendaka.

Hamaky ny tohiny
FTT