• Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Mampiesona

Natomboka tamin’ny taranja Filozofia ny fanadinana baka ankapobeny omaly maraina ary ny tenim-pirenena anglisy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Mpivarotra omby avy any Atsimo Mitaraina amin’ny afitsoky ny mpitandro ny filaminana

Mpivarotra omby avy any Atsimo Mitaraina amin’ny afitsoky ny mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Kaominina Antsirabe I Nitsefotra ny fitokonana

Nivaha vonjimaika ny olan’ny mpiasan’ny Kaominina Antsirabe renivohitra raha toa ka efa nikononkonona fitokonana ireo mpiasa. Noraisina ny herinandro teo ny karama volana mey 2014 ka izay angamba no antony nampiato ny fitokonana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Noheverina ho mpangala-jaza Saika matin’ny olona ilay ramatoa

Ny tondro molotra tsy misy porofo indraindray mety hamoizana ain’olona. Ramatoa iray efa mamomamo, nolazaina ho mpangala-jaza no saika matin’ny daroka, ny alahady hariva teo, tao Mahavatse Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Oniversiten’i Mahajanga Hosamborina ireo mpianatra nanimba sy nandroba ?

Raha mba efa milamindamin-dratsy ny oniversiten’i Mahajanga ary manomboka miverina ny fampianarana eny Ambondrona dia misy andiana mpampianatra mitaky ny hamerenana amin’ny toerany an’i Pr Rabesa Zafera

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Remenabila Maty fanintelony ?

Anarana mifamatotra amin’ny tsy fandriampahalemana any atsimo Remenabila. Mifamahofaho be ny vaovao momba azy. Ny azo antoka aloha dia misy Remenabila. Ny hoe mbola velona sa efa maty no manalasala, ary sarotra ny manamarina ny vaovao.

Hamaky ny tohiny
FTT