- Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Mampiesona
Nivoaka ny alarobia 3 septambra 2014 lasa teo ny filaharana momba ny fifaninanana ara-toekarena ho an’ny taona 2014-2015
Hamaky ny tohinyNivoaka ny alarobia 3 septambra 2014 lasa teo ny filaharana momba ny fifaninanana ara-toekarena ho an’ny taona 2014-2015
Hamaky ny tohinyMaty nokendain’ingahy Stephan, lehilahy 30 taona ny vadiny antsoina hoe Francia 19 taona. Tao Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 misy ny fonenan’izy ireo no nitrangan’ny famonoana, tokony ho tamin’ny 7ora latsaka fahefany maraina
Hamaky ny tohinyEla nitoratorahana ity tovolahy vao herotrerony mpangarom-paosy tao amin’ny tsenan’Ambatondrazaka ka sendra ny nahay azy. Andro mazava be izao izy no nangarona ny paosin’ny mpiantsena iray
Hamaky ny tohinyNy kaominina Tsarasaotra, distrikan’Ambositra Faritra Amoron’i Mania no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ary mikajy teo amin’ny sehatra nasionaly tamin’ity taona 2014 ity
Hamaky ny tohinyRaha ny fanambarana heno etsy sy eroa mikasika ny raharaha fitokonan’ny mpampianatra Fram etsy Anosy dia azo ambara fa tena vao mainka miha henjana ny tady eo amin’ireo ankolafin-kery mpifanandrina.
Hamaky ny tohinyNa dia betsaka sy miparitaka eny an-tsena aza amin’izao ireo karazana rononomandry mamy, fromazy avy any ivelany dia mbola tena be mpanjifa sy tian’ny olona tokoa ny vita Malagasy eto amintsika
Hamaky ny tohiny