• Alarobia 08 Oktobra 2014
Actualités.FANATSARANA NY TONTOLON'NY ASA Hikatsaka paikady hanampiana ireo tanora ny Minisitera

Tafiditra ao anatin'ny politikan'ny minisitera misahana ny fiofanana arak'asa sy ny fampianarana teknika amin'izao ny fanatsarana ny tontolon'ny asa. Lohalaharana amin'izany ny famolavolana ilay drafitra nasionaly ho an'ny asa sy ny fiofanana na ny PANEF taorian'ny fijerena manokana ny tontolon'ny asa notanterahina teny amin'ny efitrano fandraisana firenena iraisam-pirenena eny Ivato ny volana Jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Oktobra 2014
Actualités.Fiarovana ny tetikasa Ambatovy 1 tapitrisa dolara hananganana toby vaovao

Tonga tao Toamasina omaly ny minisitry ny fiarovam-pirenena, Jeneraly Rakotozafy Dominique. Nizara roa ny anton-diany. Ny voalohany dia ny fihaonana tao amin’ny Toby “Chanaron” tamin’ireo manamboninahitra sy manamboninahitra lefitra. Nandritra izany no nametrahan’ireo miaramila fanontaniana izay niandrasam-baliny izay tsy azon’ny mpanao gazety natrehana ny votoatiny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Oktobra 2014
Actualités.Mampiesona

Miankina amin’ny fampihavanam-pirenena ny fodian’ny filoha teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Oktobra 2014
Actualités.SALON DES ETUDES SUPERIEURS ANDIANY FAHA-11 Fahombiazana ny andro voalohany, tonga maro ny mpitsidika

Nisokatra omaly ary haharitra roa andro ilay “Salon des études Superieurs” andiany faha-11 karakarain’ny Madajeune sy ny orinasa Telma.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Oktobra 2014
Actualités.Miaina ao anaty lanonana fanatanterahana ny sambatra

efa nanomboka tamin’ny 3 oktobra teo ka hitohy hatramin’ny 31 oktobra ny any Mananjary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Oktobra 2014
Actualités.Andranoambo Andohatapenaka Nisy nisoloky ny anjara volan’ireo rava trano

Lasan’ny teratany vahiny ny tanin’ireo mponina teny Andranoambo Andohatapenka II izay efa nomaintisin’izy ireo molaly hatry ny ela.

Hamaky ny tohiny
FTT