- Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Mampiesona
Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanaraham-penitra omaly talata 14 oktobra.
Hamaky ny tohinyAndro iraisam-pirenena ho an’ny fanaraham-penitra omaly talata 14 oktobra.
Hamaky ny tohinyAn-dalana ny fiketrehana ny volavolan-dalàna momba ny miralenta sy fitovian’ny lahy sy vavy amin’ny toerana fanapahan-kevitra eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyHotsaraina ny alakamisy 4 desambra ho avy izao, raha ny loharanom-baovao marim-pototra, ao amin’ny fitsarana ady heloka bevava ao Toliara, ireo olona enina voarohirohy izay notanana am-ponja vonjimaika hatramin’izao
Hamaky ny tohinyMpianatra ao amin’ny sampam-pampianarana siansa indray no nisy nidaroka ny alatsinainy maraina teo tao amin’ny campus Ambondrona
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny nofon-kena mitam-pihavanana mahazatra dia nomarihan’ny FIMAMI na ny Fikambanana Malagasy Mijoro tamin’ny fanaovana asa soa dia fizarana kahie ho an’ny zanaky ny mpikambana ao amin’ny tonga tetsy Ampefiloha,
Hamaky ny tohinyRaha tazana nifanotrona tamin’i Neny Lalao Ravalomanana teny an-kianjan’i Magro Behoririka ny ankamaroan’ireo mpitolona niara-dia ary tsy nivadi-belirano tamin’ny fanohanana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tahaka an-dry Login, Manoela, Eric, Brenda, Ignace …
Hamaky ny tohiny