• Alakamisy 16 Oktobra 2014
Actualités.Fatma Samoura Ny fahavononan’ny Malagasy no andrasana

Tsy mahita olana amin’ny fanatanterahana ny fampiharana manontolo ny tondrozotra intsony ny solontena maharitry ny Pnud eto Madagasikara, Fatma Samoura. Anjaran’ny Malagasy anefa, indrindra ireo misahana ny fampihavanam-pirenena no mijery ny fahatomombanan’ireo fepetra takiana amin’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Oktobra 2014
Actualités.FIKAMBANANA VATO-ES-SALAM Mitaraina noho ny antsojay hataon'ny orinasa SIRAMA aminy

Mitaraina noho ny antsojay ataon'ny orinasa SIRAMA aminy ireo vahoaka an'arivony monina Fasandava, distrikan'i Nosy-be hell ville. Efa nanaja ny lalana laharana 74.020 mantsy izy ireo raha araka ny nambaran'ny mpitondra teniny Fagnahy Jules vao nangataka ilay tany mihoatra ny 5 ha nohajariany nihoatra ny 5 taona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Oktobra 2014
Actualités.Dr Jean Louis Robinson Hanambara ny heviny momba ny raharaham-pirenena anio

Hanambara ny heviny momba ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny anio manomboka amin’ny 10 ora maraina eny amin’ny foiben’ny antoko AVANA Ambohimiandra ny Dr Jean Louis Robinson, kandida filoham-pirenena tamin’ny 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Oktobra 2014
Actualités.Fisamborana an’i Marc Ravalomanana Karana “frantsay” no tao ambadika

Mazava ny resaka ankehitriny. Misy tanan’ireo mpandraharaha Karana eto an-toerana tao ambadik’ilay fisamborana ny filoha Marc Ravalomanana tao an-trano fonenany teny Faravohitra ny tolakandron’ny alatsinainy 13 oktobra 2014 iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Oktobra 2014
Actualités.Mampiesona

Voafehy tsy afaka miserasera amin’iza n’iza aty ivelany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana any amin’ny toerana itazonana azy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Ady tany tao amin’ny fokontany Antanimalandy Fianakaviana 120 tsy manan-kialofana

Trano miisa 52 tafo no tsy maintsy narodana tao amin’ny fokontany Antanimalandy noho ny olana teo amin’ireo mponina ao sy mpandraharaha iray. Raha ny fantatra dia manana taratasy ara-dalàna milaza fa an’ireo mponina ao amin’io fokontany io ny tany izay misy azy ireo izao

Hamaky ny tohiny
FTT