- Alarobia 10 Desambra 2014
Actualités.AMBOHITSOROHITRA Lehilahy iray maty nivoaka ny lelany
Nahitana lehilahy iray vao 30 taona monja hita maty teny Ambohitsorohitra omaly maraina tokony ho tamin’ny 6 ora. Mpibata ny entan’ireo hotely eny Antaninarenina sy ny manodidina io tovolahy io raha araka ny fitantaran-dreniny
Hamaky ny tohiny
