• Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Fandravana trano tao Tomboarivo Tsy afa-nanoatra ireo mponina fa tsy nanana taratasy

Mitohy ny fandravana ireo trano niorina tsy ara-dalàna tamina tanin’olona tao amin’ny fokontany Tomboarivo Antsirabe. Raha tsiahivina, efa ela ity ady tany ity satria efa hatramin’ny taona 2006 no nihetsika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Fifamoivoizana eny amin’ny fasan’ny Karana Gaboraraka tanteraka

Amin’ny telo ora tolakandro omaly dia efa saika nampiteny ny moana ny fitohanan’ny fifamoivoizana teny amin’iny lalana mihazo ny toby fiantsonan’ny taksiborosy eny amin’ny Fasan’ny karana iny, nefa tsy mbola mpianatra na mpiasa birao nirava

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Fizarazarana ny renivohitra Fanapotehana ny tantaram-pirenena

Sokajian’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Rajohnson Mamy ho fanapotehana tsotra izao ny maha izy azy ny renivohitry ny firenena Malagasy efa nipetraka hatramin’ny taonjato maro nifandimby ny finiavan’ny mpitondra fanjakana ankehitriny hisisika hampandany ny volavolan-dalàna fampizarazarana ny renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Halatra zezika 810 gony sy vola 4 tapitrisa Olona iray M.D, 13 karohina fatratra

Lehilahy iray monina ao Ambohimahavelona Toliara II no naiditra am-ponja vonjimaika omaly tany Toliara rehefa avy nandalo fitsarana, raha karohina fatratra kosa amin’izao ny namany 13 niara-nanafika sy nangalatra taminy, ny volana novambra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Herivelona Ramanantsoa Nahatsiaro manokana an-dRakoto Abdon

Nodimandry ny alarobia lasa teo Rakoto Abdon mpilalao sady kapitenin’ny ekipa nasionaly eo amin’ny taranja Rugby à XV tamin’ny taona 1970

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.HVM Alaotra Difotry ny olana sy ny disadisa

Marefo ary tsy mety manana fototra ny antoko HVM, indrindra ireo any anivon’ ny faritra. Mitohy ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny lafiny fanitarana ny rantsamangaikan’ny antoko

Hamaky ny tohiny
FTT