- Alarobia 17 Desambra 2014
Actualités.Tetikasa AMBATOVY Manazava manokana ny hetra aloany
Nanomboka omaly talata 16 desambra ny varavarana misokatra faha-02 karakarain’Ambatovy ao Toamasina. Ny momba ireo hetra aloany amin’ny fanjakana malagasy sy ireo asa sosialy sy tontolo iainana ataony no asongadiny ao.
Hamaky ny tohiny