- Alatsinainy 29 Desambra 2014
Actualités.Holafitry ny «Experts Comptables» Tsy tratra ny tanjona vokatry ny krizy
Miankina amin’ny fampandrosoana ara-toekaren’ny firenena isanisany no ahafantarana na ampy na tsia ny isan’ny «experts comptables», hoy ny filohan’ny holafitra Razananirina Bruno. Raha ny zava-misy eto Madagasikara no resahana dia miisa 145 ireo mpikambana ara-dalàna ao amin’ny « Ordre des Experts Comptables et Financiers de Madagascar»
Hamaky ny tohiny