- Alarobia 28 Janoary 2015
Actualités.Lalàna vaovao momba ny fampidiran-ketra Efa miomana ny ao Alakamisy Fenoarivo
Sarotra ny fampiharana ilay lalàna vaovao 2014-024 momba ny fampitomboana ny fampidiran-ketra eny anivon’ny kaominina. Tsy mampihemotra ireo asa fampandrosoana ny tanànan’Alakamisy Fenoarivo anefa izany, hoy ny ben’ny Andrianaivo Rakotobe.
Hamaky ny tohiny
