• Talata 10 Febroary 2015
Actualités.Programa famonoana valala Ho tapaka amin’ny faran’ny febroary 2015

Mampatahotra ny ady amin’ny famonoam-balala eto Madagasikara izay tsy voafehin’ny fitondram-panjakana Malagasy ka niantsoana ny tohana ara-teknika sy ara-bola avy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Dibo-drano i Toliara 3 no maty, an’arivony ireo traboina

Vokatry ny orana nikija nentin’ny rivodoza Fundi, dibo-drano tanteraka ny 80%-n’ny tanànan’i Toliara nanomboka ny zoma alina teo. Hatreny am-pandriana ny rano (an-tratra), am-balahana amin’ny arabe sasany. Tafakatra an’aliny ny vahoaka traboina amin’izao ora anoratanay izao, ka mila tolo-tanana haingana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Mampiesona

Efa tsy nanatrika koa i Andry Rajoelina. Izy anefa no mpitarika tamin’ny 2009 ary nanome toky fa ho eo anilan’ireo niharam-boina foana.Mampiesona e !

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Rajaonasolo Clovis Arthur Tsy kisendrasendra ny fanaovana ny asana ben’ny tanàna

Tsy kisendrasendra ny fanaovana ny asana ben’ny tanàna, hoy Rajaonasolo Clovis Arthur, Ben’ny tanànan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Ady amin’ny fanondranana Harena voajanahary Mbola lavitry ny afo ny kitay ho an’i Madagasikara

Mbola lavitry ny afo ny kitay ho an’i Madagasikara raha ny resaka fanondranana an-tsokosoko harena voajanahary. Na eo aza mantsy ny fanambarana mifono fampitandremana nataon’ny minisitera tompon’andraikitra dia toa vao mainka mampiroborobo ity sehatra ity izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Actualités.Ankizivavy 15 taona namoifo Namono tena nitelina fanafody maherin’ny 30

Mafy sy mahery ny mitia, ireo kely salosana mahasahy manapitra ny ainy ho any amin’ny varotsimifody. Mihavery ny soatoavina Malagasy amin’izao, sy ny oha-pitenenana manao hoe : “ Tanala very sampy, ny manova no mety ”. Ny « Saint-Valentin » nefa akaiky !

Hamaky ny tohiny
FTT