Actualités

Rajaonasolo Clovis Arthur Tsy kisendrasendra ny fanaovana ny asana ben’ny tanŕna


  • Alatsinainy 09 Febroary 2015

Tsy kisendrasendra ny fanaovana ny asana ben’ny tanŕna, hoy Rajaonasolo Clovis Arthur, Ben’ny tanŕnan’Ambohidratrimo.

 

 Ho azy manokana, nanomboka ny taona 1993 izy no efa niomana hanao azy io ary ny faran’ny taona 1999 vao nilatsaka. Efa nanana tetikasa izy tamin’izany sady niomana ara-bola ihany koa. Aminy dia mila fandavan-tena sy fiomanana ny fanaovana Ben’ny tanàna fa tsy fitadiavan-tseza fotsiny ihany. Mikasika ny fifidianana hotontosaina ny volana jolay ho avy izao moa dia nanambara ity Ben’ny tanàna ity fa mbola vonona ny hilatsaka hatrany mandra-pitenin’ny vahoaka ny amin’ny tokony hitsaharany amin’izay. Tsara ny manamarika fa anisan’ireo mpandraharaha tafiditra ao anatin’ireo 100 voalohany eto Madagasikara ity Ben’ny tanànan’Ambohidratrimo ity.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT