Actualités

Ankizivavy 15 taona namoifo Namono tena nitelina fanafody maherin’ny 30


  • Alatsinainy 09 Febroary 2015

Mafy sy mahery ny mitia, ireo kely salosana mahasahy manapitra ny ainy ho any amin’ny varotsimifody. Mihavery ny soatoavina Malagasy amin’izao, sy ny oha-pitenenana manao hoe : “ Tanala very sampy, ny manova no mety ”. Ny « Saint-Valentin » nefa akaiky !

 


Tovovavy iray handray 15 taona ny 17 febroary izao, kilasy “seconde” mianatra amina sekolim-panjakana iray etsy Ampefiloha, no namono tena nitelina pilina fanafody miisa maherin’ny 30, omaly naraina, tetsy 67 ha Atsimo (Antetezana Afovoany). Rehefa avy nivavaka izy ny maraina (tokony ho tamin’ny 10 ora latsaka kely), dia nihidy tao anaty efitranony, sady nigogogogo nitomany, hoy ny reniny. Ny zandriny lahy saika handeha hijery fahitalavitra no nahita azy nivoaka farora-bava fotsy sady efa niakatra ny masony, ka nanaitra ny tao an-trano. Fantatra fa famoizam-po vokatry ny fandaozan’ny sipany azy no nanosika ity zazavavy ity hanapitra ny ainy izao.

 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT