Efa tsy nanatrika koa i Andry Rajoelina. Izy anefa no mpitarika tamin’ny 2009 ary nanome toky fa ho eo anilan’ireo niharam-boina foana.Mampiesona e !
Nizara roa sahady ny fikambanana AV7 tamin’ny fahatsiarovana ny 7 febroary ny sabotsy teo.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.