• Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Carlton Anosy Hifarana anio ilay fandraisana mpiasa hiarahana amin'ny H Formation

Nanomboka omaly ary hifarana anio ilay hetsika fandraisana mpiasa avy hatrany karakarain'ny H Formation etsy amin'ny hotel Carlton Anosy, andiany faharoa. Hiarahany amina orinasa maromaro izy io,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.HALATRA SOLIKA TAO MAHAJANGA Olona 6 naiditra am-ponja vonjimaika

Ny zoma 06 febroary no fantatra fa misy sambo avy any ampitan-dranomasina no mampidina solika an-tsokosoko teny afovoan-drano ka sambo haingam-pandeha iray no mitatitra ireo solika teny amin’ny pont Fitim Antanimasaja

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Halatra vato sarobidy tany Brieville Miara-miasa ny jiolahy sy ny mpitandro ny filaminana

Tambajotrana jiolahy no ravan’ny zandary avy ao amin’ny tobin-janaparitra Morarano Chrome ny herinandro lasa teo. Dimy lahy izy ireo no miaraka manao ny asa ratsy izay mampiasa fitaovam-piadiana toy ny basy MAS36 sy Pistolet

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Hasarotam-piaro diso tafahoatra May kila ny fiaran’ilay dokotera

Fiara tsara tarehy iray no may kila forehitra tao amin’ny hopitaliben’i Manakara, renivohitry ny faritra Vatovavy Fitovinany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.Distrikan’Ikongo 24 no namoy ny ainy noho ny rivodoza Chedza

Nahatratra 24 ny namoy ny ainy tany Ikongo, 10 ireo naratra ary tafakatra hatrany amin’ny 13 313 ny isan’ireo traboina tsy manan-kialofana vokatry ny fandalovan’ilay rivodoza Chedza. Voly manodidina ny 509 ha no rava sy potika tanteraka, omby 60 tsy hita popoka ankoatra ny biby fiompy kisoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Febroary 2015
Actualités.JIRAMA Tolagnaro Mametsifetsy ny mpanjifa …

Aloa manontolo mialoha any amin'ny jirama ny vola rehetra (devis). Vola ho saran'ny fampidirana jiro. Tsy mahazo mitaraina ary tsy azo takiana ihany koa ny vola efa naloa. Io no hita amin'ny taratasy omen'ny tomponandraikitra misahana ny fanjifana sy ny varotra aminy

Hamaky ny tohiny
FTT