Actualités

Hasarotam-piaro diso tafahoatra May kila ny fiaran’ilay dokotera


  • Alakamisy 12 Febroary 2015

Fiara tsara tarehy iray no may kila forehitra tao amin’ny hopitaliben’i Manakara, renivohitry ny faritra Vatovavy Fitovinany,

 

 

ny herinandro iny, ary saika raikitra ny sahotaka. Raha ny vaovao azo avy any an-toerana, dia resaka hasarotam-piaro no fototry ny olana ka nandoran’ity dokotera lahy iray ny fiaran-dramatoa filohan’ny fitsarana, satria efa tsy faly tamin’ny fiarahan’ilay mpitsara vavy tamin’ny havany ny tenany. Ity farany izay narary nitsabo tena tao tamin’io fotoana io. Ny vadin’io dokotera io izay mpitsabo ihany koa no tonga nifona tany amin’ilay mpitsara no nahafantarana sy nampipoitra ny marina.

 

Eric

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT