• Talata 17 Febroary 2015
Actualités.HVM ANTSIRANANA Hifampirary soa amin’ireo mpikambana manerana ny Nosy

Hifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2015 sy hifampirary soa amin’ireo namana aman-tsakaiza mpikambana ao aminy ny antoko HVM Antsiranana ny 28 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora alina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Febroary 2015
Actualités.“Kidnapping” tany Toamasina Mpijoko voajoko ilay nalaina an-keriny ?

Mitohy hatrany ny vaovao mikasika ilay fakana an-keriny nahavoarohirohy ireo GSIS sy zandary miasa ao Toamasina ary polisy ihany koa ankoatra ireo sivily mpiray tendro tamin’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Actualités.Nidoboka eny Tsiafahy ireo zandarin'ny GSIS telo lahy

alefa eny amin'ny fonjaben'i Tsiafahy ireo zandary miisa telo avy ao amin'ny GSIS voarohirohy tamin'ilay raharaha fakana an-keriny tany Toamasina. Ny sabotsy teo no niakatra fampanoavana tetsy amin'ny fitsarana Anosy ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Actualités.Anosipatrana Nihotsaka ny rarivato manoloana ny lalam-pokonolona

Zava-doza ! Nihotsaka ny tamboho rarivato manoloana ny lalam-pokonolona eny Anosipatrana Atsinanana tamin’ny sabotsy alina tokony ho tamin’ny 8ora alina. Mirefy 20m ny halavany ary 8m ny haavony

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Actualités.Mampiesona

Nasaina manokana tao amin’ny TVM ny filohan’ny KOM sady sombavambahoaka Siteny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Miroborobo ny trafika, miteny ny vola

Nanambara ny minisitry ny vola sy ny tetibola Gervais Rakotoarimanana fa hisy ny fanadihadiana manokana tsy maintsy ho tanterahana eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato mba hamantarana hoe aiza ny lesoka ka mahatonga ireo harem-pirenena tafavoaka foana ka lasa any ivelany isaky ny mihetsika.

Hamaky ny tohiny
FTT