Actualités

Anosipatrana Nihotsaka ny rarivato manoloana ny lalam-pokonolona


  • Alatsinainy 16 Febroary 2015

Zava-doza ! Nihotsaka ny tamboho rarivato manoloana ny lalam-pokonolona eny Anosipatrana Atsinanana tamin’ny sabotsy alina tokony ho tamin’ny 8ora alina. Mirefy 20m ny halavany ary 8m ny haavony

 

. Efa in-telo nihotsaka izy io izao. Vao nitranga ny loza dia efa nantsoina na ny mpamonjy voina na ny jirama fa tsy nisy nitranga. Ny maraina vao tonga ny mpamonjy voina nanala ny vy mafy tamin’ny beton dia lasa. Nitongilana saika nahazo ny trano teo akaiky teo ny andrinjiron’ny jirama fa ny tariby no nanakana azy. Efa nandray ny andraikiny ny filoham-pokontany sy ny vaomiera ary ny fokonolona teny an-toerana. Nilaza ny mponina sasany fa mbola misy fianakaviany tsy nody hatry ny alina. Ahiana, araka izany, ny hisian’ny olona tototra ao. Mila famonjena maika amin’ny fanjakana hanampy amin’ny fanalana ny raratany ao hahitana izay marina.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT