Nasaina manokana tao amin’ny TVM ny filohan’ny KOM sady sombavambahoaka Siteny.
Fitafiana faran’ny tsotra no nanaovany. Manetry tena sa maneho tsy firaharahaina ny mpitia fanatanjahantena sy ny mpijery azy ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.