• Alatsinainy 23 Febroary 2015
Actualités.“Cité” miaramila Barikadimy Miaramila zandrina kolonely notafihan’ny jiolahy

Efa tonga eny am-baravarana sy fianakaviana tafi-bahoaka ny fanafihan-jiolahy mitondra basy kalaky sy PA ankehitriny ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Febroary 2015
Actualités.“Cité” miaramila Barikadimy Miaramila zandrina kolonely notafihan’ny jiolahy

Efa tonga eny am-baravarana sy fianakaviana tafi-bahoaka ny fanafihan-jiolahy mitondra basy kalaky sy PA ankehitriny ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Febroary 2015
Actualités.Labatoara -Ankadindratombo Mpanolotsain’ny tanànan’Alasora 2 naiditra am-ponja

Mpanolotsain’ny tanànan’Alasora roa no naiditra am-ponja vonjimaika tamin’ny zoma hariva teo fa nolazain’ny ben’ny tanànan’ity Kaominina ity fa namoaka antontan-taratasy an’io kaominina io tsy nifampierana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Kaominina Ampitatafika Traboina miisa 1000 no nizarana fanampiana

Traboina miisa 1.000 no nizarana fanampiana toy ny vary tao amin’ny kaominina Ampitatafika distrikan’Atsimondrano, omaly. Vary 4 kg isan’olona no nomena azy ireo. Ny talata lasa teo ny andiany voalohany izay nanomezana azy ireo ny 2 kg, araka ny fanazavan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Ankadimbahoaka- Rond point Namontana Ho tapaka ny lalana anio tontolo andro

Ho tapaka ny lalana eny Ankadimbahoaka hatreo amin’ny “ rond point”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Actualités.Fanorenan-trano ao Mahajanga Tsy ara-dalàna ny 80%

Araka ny tatitra navoakan’ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny kaominina ambonivohitra Mahajanga dia ny 80%-n’ireo trano miorina any an-toerana dia tsy ara-dalàna avokoa. Matetika dia tanin’ny kaominina izay tsy misoratra amin’ilay tompony naka azy ny tany fa dia mipetraka tsotra eo fotsiny izy.

Hamaky ny tohiny
FTT