Ho tapaka ny lalana eny Ankadimbahoaka hatreo amin’ny “ rond point”
Namontana anio zoma 20 febroary manomboka amin’ny 7ora maraina na mialoha izany ka maharitra mandrapahariva ny andro. Ny antony dia noho ny fanamboaran-dalana. Efa tena ratsy tokoa iny lalana iny ary mampitaraina ny olona no sady mampitombo ny fitohanan’ny fiara.Ny orinasa Colas no hisahana ny fikarakarana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.