• Talata 03 Martsa 2015
Actualités.Fitsaram-bahoaka tany Mananara Avaratra Jiolahy 6 maty nodorana velona

Matin’ny fokonolona teo anoloan’ny biraon’ny polisy tao Mananara avaratra ireto jiolahy miisa 6 mitam-basy any an-toerana. Mpandraharaha jirofo tao Mananara avaratra no notafihan’izy ireo tamin’ny herinandro lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2015
Actualités.Ankilabao i Melaky Roa volana tsy misy lehiben’ny Faritra

Vahoaka tsy tiana sa faizina ? Roa volana tsy misy lehiben’ny Faritra mantsy izao i Melaky, rehefa nampiatoan’ny fanjakana tamin’ny asany ny kolonely Vohanson

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2015
Actualités.Vono olona nisesy Nidina an-dalambe ny vahoakan’i Ilakaka

Olona roa maty tao anatin’ny 24 ora, 27 sy 28 febroary teo tao Ilakaka tampon-tanàna saingy toerana samihafa. Vehivavy ny iray, ary lehihahy ny faharoa. Tezitra ny vahoaka satria dia misesy loatra ny fanafihana mitam-basy ao amin’ity tanànan’ny safira ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2015
Actualités.Variana nanao Karaoke Nanjavona ny moto

Mpivady nanala azy tao amina Karaoke no very Môtô Scooter. Samy variana izy roa na dia matetika aza no nivoaka ilay Lehilahy kanefa indray mipi-maso no nanaovan’ireo tontakely ny asa ratsiny raha hitan’izy ireo fa variana ireo tompony

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Martsa 2015
Actualités.Tondra-drano Mbola mijanona ho faritra mena Antananarivo.

Tsy mbola afaka ny loza ! Na dia nahitana fisentoana kely aza ny rotsak’orana tao anatin’ny 48 ora izay dia mbola mijanona ho faritra mena hatrany aloha ireo faritra lalovan’ireo renirano lehibe toa an’i Ikopa, Sisaony, Tsiazompaniry ary Imamba. Fampitandremana napetraky ny tompon’andraikitry ny ady amin’ny fiakaran’ny rano eto amin’ny lemak’Antananarivo izany.

Hamaky ny tohiny
FTT