Actualités

Ankilabao i Melaky Roa volana tsy misy lehiben’ny Faritra


  • Talata 03 Martsa 2015

Vahoaka tsy tiana sa faizina ? Roa volana tsy misy lehiben’ny Faritra mantsy izao i Melaky, rehefa nampiatoan’ny fanjakana tamin’ny asany ny kolonely Vohanson

 

Mitovosoa, lehiben’ny Faritra tao an-toerana, taorian’ny vono olona niseho tany amin’ny Kaominin’i Betanatanana, noho ny resaka Dina, tamin’ny volana desambra 2014. Mikatso ny asa aman-draharaha rehetra ao amin’ny Faritra, noho ny tsy fisian’ny olona nomem-pahefana hisolo azy. Hatreto mantsy dia sady tsy nanendry olona ho solony ny fanjakana nefa ny mpisolo toerana azy vonjimaika tsy manana ny fahefana feno, hany ka mijaly ny vahoaka, toy izany koa ny mpiasan’ny Faritra. Hatramin’ny fanampiana tonga any an-toerana aza dia miahaka fotsiny noho ny fisian’ny tompon’andraikitra.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT