Olona roa maty tao anatin’ny 24 ora, 27 sy 28 febroary teo tao Ilakaka tampon-tanŕna saingy toerana samihafa. Vehivavy ny iray, ary lehihahy ny faharoa. Tezitra ny vahoaka satria dia misesy loatra ny fanafihana mitam-basy ao amin’ity tanŕnan’ny safira ity
, nefa misy mpitandro ny filaminana ao an-toerana. Nidina an-dalambe izy ireo sady nitety ireo toerana nisy ireo namoy ny ainy ny alahdy teo no naneho tsy fahaliany noho izao tsy fandriampahalemana mahazo laka ao an-toerana izao, ho fanairana ny mpitondra fanjakana handray andraikitra fa mijaly ny vahoaka.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.