• Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Vatsim-pianarana ho any Torkia Nohalavaina ny fametrahana fangatahana

Noho ny fangatahan’ireo vondron’ny mpianatra maintimolaly avy any Torkia izay manelanelana amin’ny fikarakarana ny fahazoan’ny mpianatra malagasy ny vatsim-pianarana homen’ny governemanta any amin’ity firenena ity ho an’ny taona 2015

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Vaky trano any Toliara Avy eny ambony tafo no miditra ireo jiolahy

Niditra avy teny ambony tafo ireo jiolahy izay tsy fantatra ny isany. Tokantrano iray no lasibatry ny vaky trano, ny talata hifoha alarobia teo, tao Tsimenatse Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2015
Actualités.Fahantrana any Toliara Mitombo isa ireo olona mitsindroka fako

Teren’ny fiainana noho ny kibo tsy mba lamosina sy ny fitadiavana mahazaka maniraka, dia hadino tanteraka ny henatra sy ny vavan’olona ary miaritra ny fofona maimbo manempotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2015
Actualités.Fikambanana Aina Miray Fampandrosoana Mijoro hampandroso an’i Madagasikara

Niampy iray indray ny fikambanana vonona ny handray anjara amin’ny fampandrosoana ny firenena eto amintsika izay tsy hianona fotsiny amin’ny fiandrasana ny fanjakana fa hampandray andraikitra ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2015
Actualités.MEDECIN DE L’OCEAN INDIEN Hitsabo maimaimpoana any Morondava

Toy ny fanaony isan-taona dia hanatanteraka fitsaboana maimaimpoana indray ny Fikambanana “Medecin de l’Océan Indien” ny 31 ka hatramin’ny 09 aprily ho avy izao. Any Morondava no toerana hanatanterahany izany hiarahany amin’ireo misionera manodidina ny 40 isa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2015
Actualités.Sekoly ambony UPRIM Namoaka manampahaizana 200 vaovao indray

Niampy 200 mahery indray ireo tanora mpianatra nahazo ny mari-pahaizana Diplômes de technicien supérieur sy licence eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT