• Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Taksibe nivadika Namono olona teny Alasora

Taksibe iray mampitohy an’Ambohijatovo amin’Alasora Ambodivondava no nivadibadika teny Miadana hiditra an’Ambodivondava ny sabotsy teo, tokony ho mitataovovonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Toetr’andro mikorontana Efa manangasanga eto Madagasikara

Firenena faha-3 tandindomin-doza amin’ny fikorontanan’ny toetr’andro manerantany i Madagasikara. Efa manangasanga eto io fiovaovan’ny toetr’andro io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Vassacos Nitaraina ho nambanan’ny zandary basy teny Vassacos ny mpanao gazety Soava Andriamarotafika, tonian-dahatsoratry ny Viva Radio ny sabotsy teo, nikasan’i Alain Ramaroson hitarika «Diaben’ny olom-pirenena». Nilaza ho nahazo fandrahonana ihany koa ny mpanao gazety Rabelaolao (La Gazette de la Grande Île), raha nanaraka ny dian’ny fiaran’ny Emmo-Sécurité nitondrana an’i Alain Ramaroson rehefa nosamborina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Mpitondra fanjakana Tsy nahavita niaro ny zon’ireo mpiasa any ivelany

Tsy nahefa ny adidiny amin’ny fiarovana ny zon’ireo mpiasa Malagasy any ivelany hatreto ny governemanta eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Actualités.Zandary sy Polisy Tokony haverina ao amin’ny Atitany

Nampieritreritra ny tenin’Atoa Mara Niarisy, solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany Ankazoabo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Actualités.Ambodifilao Novakian’ny polisy ny fitaratry ny fiara, raikitra ny sakoroka

Efa manampatra ny fahefany loatra ireo mpitandro ny filaminana ankehitriny. Anisan’izany ny nitranga omaly mitataovovonana tetsy Ambodifilao Analakely fiantsonan’ny taksibe.

Hamaky ny tohiny
FTT