• Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Fifaninanana ho mpiasan’ny hetra Mpiadina 21 000 eran’i Madagasikara

Mpiadina 8 000 no niatrika ny fanombohan’ny fifaninanana ho mpanara-maso ny hetra izay nanomboka omaly tato anatin’ny faritra Analamanga ary nahatratra 3 900 kosa ny isan’ireo mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Halatra solika jirama Toamasina Afaka madiodio ireo mpiambina

Natao ny talata teo tao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina, ny fitsarana ilay raharaha « halatra solika » tao amin’ny Jirama Toamasina, izay niampangana ireo mpiambina 08 lahy ny orinasa mpiambina « Pro-GSI ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Jirama Ambodivona Olona iray maty, may kilan’ny herinaratra

Mpandoko trano iray no maty kilan’ny herinaratra teny amin’ny tobin’ny Jirama teny Ambodivona omaly ary iray hafa mbola miady amin’ny fahafatesana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.JIRAMA TOLIARA Endahana ny kaonteran’ireo tsy mahaloa faktiora

Tsy hisangy amin’ireo mpanjifa mbola zatra ny lalan-dririnina ny mpitantana vaovao ao amin’ny Jirama Toliara manomboka izao, satria volabe mitentina 2,4 miliara ariary no trosa vary mangatsiaka mbola tsy naloan’ireo mpanjifa olon-tsotra (categorie 10).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.TOKANTRANO MALAGASY Tsy afaka mitsabo tena intsony

Tsy manana fahafahana ny hitsabo tena intsony ny ankamaroan’ireo tokantrano malagasy amin’izao raha sanatria ka tojo aretina noho ny hasarotan’ny fiainana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Filankevitry ny minisitra Nosoloina ny talen’ny SAMVA

Mpiasam-panjakana ambony efa ho 20 mianadahy indray no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra sy filankevitry ny governemanta nitambatra omaly teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
FTT