• Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Jiolahy nitifitra polisy Maty voatifitra tao Maninday i Velo

Lehiben-jiolahy iray mitam-basy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-basy nokarohina hatry ny ela no maty rotiky ny balan’ny polisy Toliara, afak’omaly hariva, tokony ho tamin’ny 5 ora, tao Aviro Maninday.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Ady amin'ny tsy fananan'asa Manao tohivakana ny «Salon de l'emploi et de la formation»

Hotanterahina ny 21 sy ny 22 aprily ho avy izao indray etsy amin'ny lapan'ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ilay Salon de l'emploi et de la formation andiany fahenina karakarain'ny Management Ressouces Humaines tarihin-dRafik Mohamedaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Ambanidia Fiara minibus iray rotiky ny afo

Fiara minibus marika “Volkswagen transporter” iray no nirehitra teny ampandehanana teny amin’ny route circulaire Ambanidia tsy lavitra ny Foibe Taosaritanin’i Madagasikara (FTM) omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Actualités.Antananarivo Renivohitra Voararan’ny lalàna hatreto ny fitaomana ranontany

Fomba iray nentin’ny mpitantana an’Antananarivo Renivohitra handaminana ny fiarahamonina ny fizarana karatra manokana ahafahan’ireo mpitarika sarety mifamezivezy eto anivon’ny kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Tokony homena fiofanana ny isam-pokontany

Tokony homena fiofanana ny isam-pokontany amin’ny resaka voina satria izy ireo no mahafantatra bebe kokoa ny fokontany misy azy sy ny fotodrafitrasa ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Actualités.Sampandraharaham-paritry ny fampianarana teknika Lasa orinasam-pianakaviana ny ao Vakinankaratra

Anjakan’ny gaboraraka ny fitantanana ny biraom-paritry ny fampianarana Teknika sy ny fanofanana arak’asa ao Vakinankaratra amin’izao fotoana. Velon-taraina ireo mpiasa amin’ny fomba fitantanana ataon’ny Talem-paritry ity sampan-daharaha ity.

Hamaky ny tohiny
FTT